Create AI Video
Create AI Video

Ny mpanan-karena dia tsy te-hijanona velively amin’ny situation izay misy azy ary manery ny tenany hanatratra tanjona ambonimbony kokoa hatrany.

FB_wusy4003
2024-03-14 19:14:49
Fantatry ny mpanakarena fa ny fijanonana amina situation iray dia fahavalon’ny fahombiazana. Hainy tsara fa mba hijanonana ho lohany hatrany amin’ity fiainana miovaova tsy ankijanona ity dia tena ilaina hatrany ny mampivoatra sy manavao fari-piainana. Tsy afa-po izy reo amin’ny zava-bitany teo alohafa manery ny tenany hiroso bebe kokoa amin’ny fanatsarana sy hanosika ny fetran’ny tenany. Mety tsy vita zany ho an’ny sasany fa ho an’ny mpanakarena kosa dia anisany loharano mitarika azy izany hanana risika sy fahatsapana fahasambaram-piainana. Heverin’izy ireo fa ny sedra rehetra mandalo dia toy

Related Videos